Mahafaly anay ny mandray anao ato amin'ny
tranonkala MGA .
Ankehitriny dia efa misokatra ny tranonkala ka
ahitana sampandraharaha maro samy hafa mi -
kasika ny Informatika ato anatiny.
Izahay mpikarakara sy mpanohana azy ity moa
dia nisafidy ny hampiasa ny teny Malagasy ofi -
sialy mba entina hampisongadinana ny maha
Malagasy anay .
Ny fisoratana anarana ho isan'ireo mpikambana
ato anatin'ny tranonkala dia efa misokatra ihany
koa mba ahafahanao mahazo tombontsoa bebe
kokoa amin'ireo tolotra sy sampandraharaha
maro hita ato . |